|
|
|
|

Entry 1  ahaona
Root  2 haona
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Atao izay hifanenany, asaina mifanatrika: Nahaona ny an-kilany sy ny an-daniny teny amin' ny fitsarana
9 akambana, ampiadina, atambatra, avitrana: Ahaony ireo hazo roa ireo [1.1]
Explanations in English  10 used of the persons made to meet. [1.2]

Anagrams  ahaona, 11 ahoana, 12 anahao

Updated on 2026/04/19