Entry | ahantona (hantona) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Apetaka amin' ny zavatra ambony toerana, dia avala hihevaheva, hikiraviravy; akiraviravy; akirazorazo: Ahantony kely ny satroko ~ Taloha nahantona no famonoana ny olona voaheloka ho faty Atsahatra, aato: Nahantona kely aloha ny raharaha [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To be hung or suspended; to be hanged [1.7] | ||||||||
Explanations in French | Qu'on pend, qu'on suspend [1.8] | ||||||||
Examples |
| ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Compound words |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word ahantona | ||||||||
Anagrams | ahantona, tananaho, tohanana |
Updated on 2023/01/19 |