Entry ahahaka (hahaka)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Aparitaka: Aza ahahaka ny vary
Aely atao fantatry ny olona hatraiza hatraiza: Tsy rabota tokony hahahakaizany vaovao izany
Lanina, robarobaina: Nahahany ny harenany ka tonga nahantra fadiranovana izy
Alana baraka, haratsina: Nahoana no ahahakao ny fianakavianay? [1.1]
Explanations in English To be scattered
Fig. to be vilified, to be reproached. [1.2]
 To be scattered [1.7]
Explanations in French Qu'on répand, qu'on éparpille [1.8]
Examples Ny azy ireny dia lalainy Fa toy ny lova tsy ahahaka; [2.436]
Morphology 
Present : ahahaka, ahahako, ahahakao, ahahany, ahahatsika, ahahakay, ahahakareo, ahahak', ahaha-
Past : nahahaka, nahahako, nahahakao, nahahany, nahahatsika, nahahakay, nahahakareo, nahahak', nahaha-
Future : hahahaka, hahahako, hahahakao, hahahany, hahahatsika, hahahakay, hahahakareo, hahahak', hahaha-
Imperative : ahahafo
Compound words 
Proverbs 

Updated on 2023/10/18