Entry afovoana
Part of speech noun
Examples 
1Eo afovoan' ny miaramila izy [2.270]
2ho eo afovoanao ny fahavetavetanao [2.996]
3eo afovoan-trano kosa ny riandriana lehibe [2.445]
4Ny faritra anivo na afovoany indray? [2.442]
5ny andry atsimo miankina amy ny andry afovoana, ny andry avaratra iniankina amy ny andry afovoana [2.48]
Morphology 
Simple : afovoana, afovoako, afovoanao, afovoany, afovoantsika, afovoanay, afovoanareo, afovoan', afovoan-, afovoam-, afovoa-

Anagrams 

Updated on 2021/12/18