Entry afoina (foina)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Entina mamoina na manery mba tsy ho afa-mihetsika ny vato amin' ny fanorona [1.1]
Morphology 
Present : afoina, afoiko, afoinao, afoiny, afointsika, afoinay, afoinareo, afoin', afoin-, afoim-, afoi-
Past : nafoina, nafoiko, nafoinao, nafoiny, nafointsika, nafoinay, nafoinareo, nafoin', nafoin-, nafoim-, nafoi-
Future : hafoina, hafoiko, hafoinao, hafoiny, hafointsika, hafoinay, hafoinareo, hafoin', hafoin-, hafoim-, hafoi-
Imperative : afoino

Anagrams 

Updated on 2020/07/31