Entry | afofandiovana | |
Elementary words | afo ; fandiovana | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | (Fia. krist.) Toerana anefan' ireo nihavana tamin' Andriamanitra talohan' ny nahafatesany ny sazim-pahotana vitany, ka idiovany alohan' ny hidirany amin' ny fiainan-tsambatry ny lanitra [1.1] | |
Vocabulary | Religions, Beliefs | |
Updated on 2023/12/09 |