Entry afody (fody)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Nafodiko tany amin' ny mpivarotra ilay satroka fa malalaka loatra [1.1]
Explanations in English To be returned. [1.2]
 To be returned, to be retracted (one's word) [1.7]
Explanations in French Qu'on rend, qu'on retourne, dont on se dédit [1.8]
Examples Ny lasa tsy mba azo naverina ary ny omaly sarotra afody. [2.558]
Morphology 
Present : afody, afodiko, afodinao, afodiny, afodintsika, afodinay, afodinareo, afodin', afodin-, afodim-
Past : nafody, nafodiko, nafodinao, nafodiny, nafodintsika, nafodinay, nafodinareo, nafodin', nafodin-, nafodim-
Future : hafody, hafodiko, hafodinao, hafodiny, hafodintsika, hafodinay, hafodinareo, hafodin', hafodin-, hafodim-
Imperative : afodio
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/19