Entry | afenina (afina) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Atao tsy hitan' ny olona: Nafenin' ny namany ny satrok' Isambilo ka nitomany ny anao lahy Tanana ho tsiambaratelo: Mbola nafenina aloha ny niambohoan' ny mpanjaka sao mikorontana ny vahoaka Alevina (filaza amin' ny mpanjaka): Rehefa avy nafenina ny Masina, dia niandry izay ho dimbiny ny ambanilanitra [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To be hidden, to be concealed, to be put in secret; to be buried, in speaking of a deceased sovereign. [1.2] | ||||||||
To be concealed [1.7] | |||||||||
Explanations in French | Que l'on cache [1.3, 1.8, 1.5] | ||||||||
Sur quoi on garde le secret [1.3] | |||||||||
Qu'on recèle [1.8] | |||||||||
Examples |
| ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Compound words |
| ||||||||
Quotes | Texts mentioning afenina | ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word afenina | ||||||||
Updated on 2023/08/11 |
![]() |