Entry | 1 afenina |
Root | 2 afina |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Atao tsy hitan' ny olona: Nafenin' ny namany ny satrok' Isambilo ka nitomany ny anao lahy 5 Tanana ho tsiambaratelo: Mbola nafenina aloha ny niambohoan' ny mpanjaka sao mikorontana ny vahoaka 6 Alevina (filaza amin' ny mpanjaka): Rehefa avy nafenina ny Masina, dia niandry izay ho dimbiny ny ambanilanitra [1.1] |
Explanations in English |
7 to be hidden, to be concealed, to be put in secret; to be buried, in speaking of a deceased sovereign. [1.2] 8 to be concealed [1.7] |
Explanations in French |
9 que l'on cache [1.3, 1.8, 1.5] 10 sur quoi on garde le secret [1.3] 11 qu'on recèle [1.8] |
Examples |
12 Nafenina daholo teo ny laona sy ny fanoto. [2.472] 13 Ary tsy azo atao hoe alevina ny andriana, fa afenina. [2.48] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 19 Proverbs containing the word afenina |
Anagrams | 20 afenina, fiañena |
Updated on 2023/08/11 |