Entry afa-tsy
Elementary words afa- (afaka) ; tsy
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Ivelan' ny, ankoatra ny: Tonga daholo ny mpianatra rehetra afa-tsy i Jaona kely [1.1]
Explanations in English Except [1.2]
Explanations in French Sinon: Milaza inona moa hianao, afa-tsy teny faniratsirana? (Que dites-vous, sinon une injure?) [1.4]
 Excepté, si ce n'est [1.5]
 Sinon [1.66]
Compound words 
Proverbs 

Updated on 2023/11/24