Entry | afa-baràka | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | [Taisaka] Afa-boninahitra [1.78] | |
Very voninahitra, afa-boninahitra, very haja: Afa-baraka ianareo mianakavy tamin' ny nafitsoky ny zanakao Voafitaka: Afa-baraka aho nitonantonana tany; hay efa nifindra ianareo ka tsy nilaza akory Simba: Afa-baraka ilay laoka vao novidina fa nihosim-bovoka eran' ny tokotany [1.1] | ||
Explanations in English | Disgraced, dishonoured [1.2] | |
Put to shame [1.7] | ||
Explanations in French | Déshonoré [1.3, 1.8] | |
Examples | Nataony afa-baràka teo imason' olona ilay tsy nahaloa trosa
[1.62] | |
Synonyms | afa-pofona | |
Elementary words | afaka, baraka | |
Other spellings | afa-boròka | |
Proverbs | Proverbs containing the word afa-baràka | |
Updated on 2023/04/02 |
![]() |