|
|
|
|

Entry1  afa-baràka
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  afa-boninahitra [Taisaka] [1.78]4  very voninahitra, afa-boninahitra, very haja: Afa-baraka ianareo mianakavy tamin' ny nafitsoky ny zanakao 5  Voafitaka: Afa-baraka aho nitonantonana tany; hay efa nifindra ianareo ka tsy nilaza akory 6  Simba: Afa-baraka ilay laoka vao novidina fa nihosim-bovoka eran' ny tokotany [1.1]
Explanations in English  7  disgraced, dishonoured [1.2]8  put to shame [1.7]
Explanations in French  9  déshonoré [1.3, 1.8]
Examples  10  Nataony afa-baràka teo imason' olona ilay tsy nahaloa trosa [1.62]
Synonyms  11  afa-pofona
Other spellings  12  afa
Elementary words  13  afaka, baka
Proverbs  14  Proverbs containing the word afa-baràka

Updated on 2024/08/13