Entry | aetry (etry) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Atao tonga mietry, midina ambany, miletsy: Naetrin' ny horohoron-tany ny tanàna tao Ananona Aidina ambany: Izay manambony tena dia haetry, fa izay manetry tena dia hasandratra [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To be reduced in rank, to be humbled [1.7] | ||||||||
Explanations in French | Qu'on abaisse, qu'on humilie: Haetriko ny ampiantany, fa manakona (Je vais abaisser le mur, parce qu'il cache la vue) [1.3] | ||||||||
Qu'on abaisse en rang, qu'on dégrade, qu'on humilie [1.8] | |||||||||
Examples | ary izay mandeha amin'ny fiavonavonana dia hainy aetry.
[2.996] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word aetry | ||||||||
Anagrams | aetry, arety, atery |
Updated on 2023/01/19 |