Entry aeroplanina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  voromby, fiaramanidina [3.1]
Examples 
1Ny fikarohan' ny olomahay no nahavitany ny aeroplanina, ny otomobilina, ny milina isan-karazany. [2.332]
2Aeroplanina mahay mipetraka an-drano no tonga voalohany (hydravion) vao tonga ny aeroplanina mahay mipetraka amin' ny tany. [2.113]
Vocabulary 
Origin French: aéroplane.

Updated on 2022/03/01