|
|
|
|

Entry1  aely (ely)
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  Aparitaka, ahahaka: Naelin' ny akoho ny fako
4  Aparitaka atao fantatry ny olona rehetra: Naelin-dRakoto sahady ilay vaovao momba ny fanadinana [1.1]
Explanations in English  5  to be scattered, to be disseminated [1.7]
Explanations in French  6  qu'on disperse, qu'on dissémine, parsème, éparpille /m:txt> [1.8]
Examples  7  Borahina sy aely ny tsinainy sy ny taimboraka ka tononina izao teny izao [2.508#]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Anagrams  12  aely, elay

Updated on 2024/08/26