Entry ady fombo
Elementary words ady ; fombo
Part of speech locution
Explanations in Malagasy  [Bara] Ady, ady saritaka [1.78]
  [Betsimisaraka] Korontana, fifamelezana (bagarre) ady maro hiarahan'olona marobe manao ka mandeha daholo na antsy na tapakazo [1.78]
  [Tanosy] [ adifombo ] Adilahy [1.78]
 [ adifombo ] Adilahy [1.62]
 Fifandonan' olona amin-kevitra na amim-batana noho ny fahatezerana [1.62]

Updated on 2023/01/01