Entry adongaingy (dongaingy)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Atao midongaingy, izany hoe mikainkona mihaona amin' ny...: Nadongaingin' ny fitondranci entana ny lohan' i Rainiraoty ka zary nilentikatao amin' ny lamosiny [1.1]
Morphology 
Present : adongaingy, adongaingiko, adongainginao, adongainginy, adongaingintsika, adongainginay, adongainginareo, adongaingin', adongaingin-, adongaingim-
Past : nadongaingy, nadongaingiko, nadongainginao, nadongainginy, nadongaingintsika, nadongainginay, nadongainginareo, nadongaingin', nadongaingin-, nadongaingim-
Future : hadongaingy, hadongaingiko, hadongainginao, hadongainginy, hadongaingintsika, hadongainginay, hadongainginareo, hadongaingin', hadongaingin-, hadongaingim-
Imperative : adongaingeo

Updated on 2023/01/05