Entry | 1 adonadona |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
Vocabulary |
7 Emotions |
Explanations in Malagasy |
8 Avonavona aseho amin' ny fihetsika toa mirehareha, mieboebo, ka ny tongotra angadongadona, ny loha aanjonanjona ary ny fiteny atao somary hentitrentitra toa manambonimbony tena [1.1] |
Explanations in English |
9 pride, haughtiness of spirit, contemptuousness. See rehareha. [1.2] |
Explanations in French |
10 Orgueil, mépris [1.3] |
Morphology |
|
Analogs | 12 rehareha, lanjalanja loha, fieboeboana |
Anagrams | 13 adonadona, daondaona |
Updated on 2020/07/31 |