Entry adivarotra
Elementary words ady ; varotra
Part of speech noun
Examples 
1Fa ny vidin' ny omby sy ny hafaingan' ny adivarotra no nanaitra ahy. [2.4]
2Tsy misy tombany, tsy misy adivarotra fa haingakaingana ery ny fifanolorana vola sy ny fanomezana entana. [2.470]
Morphology 
Simple : adivarotra, adivarotro, adivarotrao, adivarony, adivarotsika, adivarotray, adivarotrareo, adivarotr', adivaro-, adivarotry
Other spellings 

Anagrams 

Updated on 2023/12/09