|
|
|
|

Entry1  adinadina (adina)
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Famotopotorana, famakafakana ny zavamisy na tranga niseho hahalalana ny marina: aza be adinadina loatra fa tsy raharahanao ny amin' izany! [1.62]
Explanations in English  4  adina [1.2]
Explanations in French  5  [duplicatif fréquentatif] [1.3]
Examples  6  Tsy mety mandry tsinona ny eritreritro, hoy ilay ondrindrano tia adinadina. [1.251]
7  I Doda no namarana ny vera, ka tonga dia nogohiny tsy nisy adinadina ny ambiny. [2.4#114]

Anagrams  8  adinadina, andidiana, daindaina, diandiana

Updated on 2023/10/20