|
|
|
|

Entry1  adijida-sefo
Elementary words  2  adiji, sefo
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny miaramila an-tanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny aspirà izay amboniny sy ny adijidà tsotra ambaniny, mitovy laharana amin' ny maitre voalohany amin' ny tafika an-dranomasina
Vocabulary  5  Military

Updated on 2024/12/07