Entry adia (dia)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Andrefesana: Intỳ ny hazo hadianao ny sakan' ny trano [1.1]
Explanations in French Ce qui sert à mesurer par pieds: Inty ny hazo adianao ny tsihy (Voici le bois qui vous servira de pied pour mesurer la natte)
Les pieds avec lesquels on marche, on parcourt [1.3]
Morphology 
Present : adia, adiako, adianao, adiany, adiantsika, adianay, adianareo, adian', adian-, adiam-
Past : nadia, nadiako, nadianao, nadiany, nadiantsika, nadianay, nadianareo, nadian', nadian-, nadiam-
Future : hadia, hadiako, hadianao, hadiany, hadiantsika, hadianay, hadianareo, hadian', hadian-, hadiam-
Imperative : adiavo
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31