|
|
|
|

Entry (1/2)1  adanadana
Root  2  danadana
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Atao midanadana, mivoha mibanabana: Adanadanao ny varavarana [1.1]
Explanations in English  5  used of a door, box, cupboard, etc., opened wide [1.2]
6  to be opened wide [1.7]
Explanations in French  7  A ouvrir, qu'on ouvre [1.3#95]
8  qu'on ouvre en grand [1.8]
Examples  9  Hany hery, nadanadanako ny varavarana, ary ny hazavana niditra kely avy any alatrano no mba nahitako ratsy ny tao an-trano. [2.4]
10  Tsy namaly ilay mamba goavambe fa ny vavany no nadanadanay , saingy hadinony ny nanakombona azy nony avy nanoaka izy. [2.5]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :

Entry (2/2)15  adanadana
Root  16  adana
Part of speech  17  noun
Derivatives 
18  Active verbs :
19  Names :
Explanations in Malagasy  20  [1.1]
Explanations in French  21  [duplicatif diminutif] [1.3#2]

Anagrams  22  adanadana, añadañada

Updated on 2023/01/19