|
|
|
|

Entry (1/2)1  abiba
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Medicinal plants
Explanations in Malagasy  4  zavamaniry fanao ody kitro, atao petakilasy ny tsirim-boany ary ny nofom-boany fanao ody manirano [1.1]
Explanations in English  5  A tree affording an edible fruit, which, however, if indulged in freely, the Sakalava say brings on an attack of malarial fever in those subject to it. The fruit is used by the Sakalava for tattooing. Probably the same as mabiba [Swa. bibo, plu. mabibo], the cashew apple. The cashew nut is called koroso. [Swa. korosho.] The juice of the apple is used in tattooing, but the fever-producing quality is not attributed to the cashew only. The same thing is said about all acid fruits. Medical science has established the correctness of the native observation. [Sakalava] [1.2]
Explanations in French  6  (du souahéli bibo, pluriel mabibo). Anacardium occidentale L. (Anacardiaceae), amande comestible, emplois en confiserie, chocolaterie, produits pour cocktails ("noix de cajou", "kernell") ; fournit  l'huile d'Anacarde ou "huile des Caraïbes", usage dans l'alimentation et en pharmacie, le baume de cajou, liquide caustique employé à la synthèse des plastiques, de certains désinfectants, etc. La "Pomme cajou", comestible, riche en acide ascorbique ; écorce interne hypoglycémiante. (Voir Rakoto Ratsimamanga, Boiteau et Mouton : Éléments de Pharmacopée Malagasy, notice 30 (1969) [Tankarana] [1.196#I.65]
Synonyms  7  abibo, habiba, habibo, mabiba, mabibo, mahabiba, mahabibo, tabiba
Scientific name 

Entry (2/2)9  Abiba
Part of speech  10  name (biblical)
Vocabulary  11  Holy Scriptures
Explanations in Malagasy  12  Tamin' ny voalohany ny volana (fotoana) dia nantsoina araka ny filaharany, dia "volana voalohany", "volana faharoa", etc. ; fa ny volana Abiba ihany no voalaza tamin' ny anarany. ... Ny tsinam-bolana tamin' ny volana Abiba no niamtombohan' ny taona tamin' ny Jiosy, satria tamin' izay volana no nialany tany Egypta sy nitandremany ny Paska, sady mbola itandremany ay mandraka ankehitriny. [1.38#1017]
Explanations in English  13  Abib [2.996]
Explanations in French  14  Abib [2.996]
Examples  15  Izao andro amin'ny volana abiba izao no ivoahanareo [2.996]
16  Ny volana natao hoe abiba, na Nisana no nasain' Andriamanitra nitandremana ny Paska. [1.38#376]
17  Hafitoana no hihinananao mofo tsy misy lalivay, araka ny nandidiako anao, amin' ny fotoana voafetra amin' ny volana abiba, satria tamin' ny volana abiba no nivoahanao tany Ejipta. [2.996]
Biblical quotes  18  Chapters and verses mentioning Abiba
Tables and plates  19  Full list
Article  20  Randzavola: Abiba ao amin' ny Baiboly

Anagrams  21  abiba, ibaba

Updated on 2024/10/07