|
|
|
|

Entry 1  aantsona
Root  2 antsona
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Atao miantsona, ajanona amin' ny toerana iray amoron-dranomasina: Naantsona tsy fidiny tao Toamasina ilay sambo noho ny tafio-drivotra [1.1]
Explanations in French  9 Qu’on arrête, qu’on fait accoster: Eto ny lakana aantsona (Accostez ici la pirogue) [1.3#57]
Synonyms  10 antsonina

Anagrams  aantsona, 11 anantsao

Updated on 2026/04/22