|
|
|
|

Entry (1/5)1  sefo
Part of speech  2  noun
Explanations in English  3  [1.2#565] asthma. See kitratraina, sohika, satra
Explanations in French  4  [1.13] asthme
Vocabulary  5  Health
Derivatives 
6  Names :
7  Adjectives :
Analogs  8  kitratraina, satra, sohika

Entry (2/5)9  sefo
Part of speech  10  noun
Explanations in English  11  [3.1] chief
Explanations in French  12  [3.1] chef
Examples  13  Nankalazaina vao haingana tamin' ny haino aman-jery ny Sefo Fokontany (SFKT) tamin' ny fotoana nanomezana fiofanana azy ireo tao amin' ny Lapam-panjakana ao Iavoloha. [4.27#]
14  Vitany mihitsy ny manao ny tsy fanao ka misolelaka amin' ny sefo, mifanaraka mivantana amin' ny lehibe, momba ny raharaha mbola tokony handalo any amin' ny solontenan' ny mpiasa. [1.369#]
Compound words 

Entry (3/5)17  sefo
Part of speech  18  noun
Explanations in English  19  [1.2#565] [Sakalava] A plant. Same as vonoa
Explanations in French  20  [1.196] [Sakalava] (peut être un nom souahéli ?). Adansonia digitata L. (Malvaceae). Baobab d'origine africaine, planté çà et là sur la côte Ouest, notamment à Majunga
Vocabulary  21  Botany
Scientific name 

Entry (4/5)23  sefo
Part of speech  24  noun
Explanations in French  25  [1.196] [Sakalava] (peut être une allusion à la toxicité ; il provoquerait des troubles respiratoires). Givotia madagascariensis Baill. (Euphorbiaceae). Nom cité par Capuron, Service Forestier 6885.
Vocabulary  26  Botany
Scientific name 

Entry (5/5)28  Sefo
Part of speech  29  name (biblical) [Full list]
Explanations in English  30  [2.996] Shepho
Explanations in French  31  [2.996] Shepho
Examples  32  Ary izao no zanakalahin' i Sobala: Alvana sy Manahata sy Ebala sy sefo ary Onama. [2.996#01.036.023]
Vocabulary  33  Holy Scriptures
Biblical quotes  34  Chapters and verses mentioning Sefo

Anagrams  35 

Updated on 2025/01/21