Entry (1/4) | 1 sara |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Tambahoaka]
bikana |
Entry (2/4) | 4 sara |
Part of speech | 5 noun |
Explanations in Malagasy |
6 [1.78] [Taisaka]
fanomezana ho an'ny mpandihy, ny ombiasy 7 [1.1] Vola aloa amin' ny zavatr' olona ampiasaina mandritra ny fotoana fohy na haingana, na miserana: Saran-dakana Vola nomena taloha ny mpanao fanafody (ankehitriny) Vola aloa amin' ny zavatra ara-tsaina raisina avy amin' olona, ka tsy azo lazaina hoe vidiny: Saram-pianarana |
Explanations in English |
8 [1.7] the fare paid for a voyage; rent paid for use; a fee |
Explanations in French |
9 [1.8] loyer pour usage; prix d'un billet de train 10 [1.196] Rétribution payée à un mpimasy, le plus souvent en nature |
Derivatives |
|
Analogs | 16 haba, hofan-toerana, vidin-toerana |
Compound words |
|
Entry (3/4) | 29 sara |
Part of speech | 30 noun |
Explanations in French |
31 [1.196] Nom donné à des plantes employées par les empiriques ; auxquelles on attribue des vertus magiques ; ce sont surtout suivant les dialectes : Lagarosiphon madagascariensis Casp. (Hydrocharitaceae). Réf. Rakotovao, Réserves Naturelles 4563. Plante aquatique appliquée en emplâtres sur les foulures par les empiriques. [Sakalava] Aponogeton sp. (Aponogetonaceae). Plante aquatique utilisée par ses parties feuillées. Tubercule comestible. [Taisaka] |
Vocabulary |
32 Botany 33 Religions, Beliefs |
Scientific name |
|
Entry (4/4) | 35 Sarà |
Part of speech | 36 name (biblical) [Full list] |
Explanations in English |
37 [2.996] Sarah |
Explanations in French |
38 [2.996] Sara |
Examples |
39 Indray andro dia nihomehezan' ny mpanompovaviny sara ka nivavaka tamin' i Jehovah koa izy mba ho faty. [1.38] |
Vocabulary |
40 Holy Scriptures |
Synonyms | 41 saraha, saraha, saraha |
Biblical quotes | 42 Chapters and verses mentioning Sarà |
Article |
43 Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Sarà |
Anagrams | 44 |
Updated on 2025/01/21 |