|
|
|
|

Entry (1/2)1  meda
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Miresaresa, tsy maka mahery, miraikiraiky, mitahontahona: Meda izy amin' izay ataony rehetra
Explanations in French  4  [1.3] (peu usité) lent, lambin
Derivatives 
5  Active verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
Synonyms  8  medameda
Analogs  9  mimeda, mitaredretra, mitsiredretra, milasilasy, mitaraikiraiky, mitavozavoza, mitahontahona, mitaveravera, mikisinkisina

Entry (2/2)10  Meda
Part of speech  11  name (biblical) [Full list]
Explanations in English  12  [2.996] Medes
Explanations in French  13  [2.996] Mèdes
Examples  14  Mahalala ny làlana mankany amin'ny tanin'ny meda va hianao? [2.996]
Vocabulary  15  Holy Scriptures

Anagrams  16 

Updated on 2025/01/21