Entry |
Masikoro
|
Part of speech | name (ethnonym)
|
Explanations in Malagasy | Zanapoko sakalava andrefana, aty amin' ny aty tany, mifanindrana amin' ny Vezo izay mitoetra amin' ny morontsiraka, mivelona indrindra amin' ny fiompiana sy ny fambolena [1.1]
|
Explanations in French | [Tankarana]
Habitant de l'intérieur. [1.19]
|
| Nom d'une population du sud-ouest de Mad [...] [full text in 1.5]
|
Examples |
1 | Izay no nahatonga ilay anarana hoe Vezo sy ny Masikoro.
[2.606]
|
2 | Ny Masikoro na Antifiherenana no foko lehibe ao Fiherenana.
[2.508]
|
|
Vocabulary |
Titles |
|
Analogs |
Sakalava ~
Vezo |
Tables and plates |
|
Quotes |
|