Entry Makoa
Part of speech name (ethnonym)
Explanations in Malagasy Masombika (anarampoko vahiny iray avy atsy Afrika tonga teto) [1.1]
Examples 
1Teo anilan'ireo Tompon-tany ireo no niavian'ireo Makoa [2.606]
2Olona maro karazana no mponina tao Mojanga, dia Sakalava, Hova, Makoa, Arabo, Karana [2.649]
Vocabulary 
Tables and plates Dialectal words
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/02/21