|
|
|
|

Entry (1/4)1  haba
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Firavaka mihorona boribory manodidina ny hatotanana. (Teny misy ifandraisana amin' ny haba: Hidivava, hosina, tsimikatona) [1.1]
Explanations in English  4  A large silver ring worn as an ornament round the arms. [1.2#216]
5  A bracelet [1.7]
Explanations in French  6  Bracelet fait d'une seule pièce [1.3]
7  Bracelet [1.8]
Examples  8  Ao ny nanome azy ranon-javatra hosotroina, ao ny nanome azy handroana, ao ny nanolotra karaza-menaka hihosorana, ao ny namatotra haba tamin' ny tanany na vakana tamin' ny vozony. [2.472]
9  Hividiananao haba volamena sy salovana. [2.499]
Derivatives 
10  Active verbs :
Compound words 

Entry (2/4)12  haba
Part of speech  13  noun
Explanations in Malagasy  14  Vola aloa ho hofantoerana (haban-tsena), na vola alaina amin' ny varotra eny an-tsena na mandalo ny toerana efa voadidy ho fakana izany. (Taloha raha tsy nanome vola ny tompon' entana, dia ny entam-barony mihitsy no angalana mba hatao baba: ohatra, ny rofia iray lanjana dia nakana iray singotra ho haba) [1.1]
Explanations in English  15  Taxes or tribute paid to the sovereign as an acknowledgement of submission. [1.2]
Explanations in French  16  Taxe imposée aux marchands des divers marchés, patente, octroi, péage [1.3]

Entry (3/4)17  haba
Part of speech  18  noun
Explanations in English  19  For havana [1.2]

Entry (4/4)20  haba
Part of speech  21  interjection
Explanations in English  22  An exclamation of admiration in seeing something that makes one laugh [1.2]
23  Thank you; a word used after receiving a favour. Haba, tompoko e (thank you, sir) Comp. arahaba [1.2]
Explanations in French  24  Interjection, cri d'admiration qui prête à rire. [1.19]
Derivatives 
25  Passive verbs :
Tables and plates  26  All the interjections

Anagrams  27  baha, haba

Updated on 2023/10/28