Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : Tankay | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Antakay milañona: tsy Antankay milanona, tsy | ||||||||||||||||||||
Malagasy interpretation | Antankay mivory tsy ialan' izay fotsy maso. Ny mikapo-bary eny am-pamoloana no dia mahafotsy ny mason' ny ankabeazan' ny Antankay (Bezanozano). Saiky fotsy maso an' ila avokoa ny ankamaroan' izy ireny. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Proverb 2 | Tsy Tankay aho ka tsy hahalala dian-dambo. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Malagasy interpretation | Olona mahalala ny ataoko aho. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||
![]() |