|
|
|
|

Index

Proverbs : fohazy

Proverb 1Raha razana tsy hitahy, fohazy hihady vomanga. [2.165 #64, 2.415 #103, 2.558 #3648, 1.1]
Malagasy interpretationNino fatratra ny fitahian' ny razana ny Ntaolo ka nesoiny ireo noheveriny fa tsy miraharaha.ny hitahy ny taranany velona. [1.1]
French translationSi les ancêtres ne veillent pas vous protéger, réveillez-les pour arracher des patates. [2.415 #103]
Si les ancêtres ne veulent pas vous bénir, réveillez-les pour arracher des patates. [2.165]

Index