Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : fahibe | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Aza mandelika ny farihy tsy ho vary hianao, ka mila lolotramalona amy ny mamba. [2.653 #565]
Aza mandelika ny farihy tsy ho vary hianao, ka mila sahato amy ny voay. [2.653 #565] Aza mandelika ny farihy tsy ho vary hianao, ka mila sahato amin' ny voay. [2.415] Mandelika ny fahi-be tsy azo ho vary ka mila lolotr' amalona. [2.165 #2227] Mandelika ny fahibe tsy ho vary, ka mila lolotr' amalona amin' ny mamba. [2.558] | ||||||||||||||||||||
French translation | Combler un grand étang qui ne produira quand même pas de riz, c' est chercher querelle aux caïmans (qui s' y trouvent). [2.165]
Ne comblez pas des étangs où le riz ne pourra jamais pousser, car vous vous attireriez les blâmes des caïmans. [2.415 #3793] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Se disait de ceux qui s'attirent malheur par trop de zèle. [2.415 #3793] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||