Index |
|
|
|
Proverbs : fahaverezana
|
|
|
Proverb 1 | Malahelo tia ady, mihaika fahaverezana, manan-karena tia ady, manely ny efa vory. [2.558 #1921]
Malahelo tia ady, mihaika fahaverezana; manan-karen-tia ady, manely ny efa vory. [2.415 #3343, 2.653 #1452]
|
French translation | Pauvre qui aime les procès : il provoque sa perte et appelle l' esclavage ; riche qui aime les procès : il dissipe ce qui est amassé. [2.415 #3343]
|
French interpretation | Les procès ruinent. [2.415 #3343]
|
|
|
Proverb 2 | Mamari-body ny fahaverezana, toy ny malahelo maka volan’ olona. [2.653 #1470]
|
|
|
Index |
|
|