|
|
1st Book of Chronicles |
1 Tantara |
Tantara I |
1er Livre des Chroniques |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 3.23 |
And the sons of Neariah>; Elioenai, and Hezekiah>, and Azrikam>, three. |
Ary ny zanakalahin' i Nearia dia Elioenay sy Hezekia ary Azrikama; telo izy. |
Zanakalahin' i Naarià: Elioenaia, Ezekiasa ary Ezrikama, telo izy. |
Fils de Néarya> : Élyoénaï>, Hizqiyya>, Azriqam> : trois. |
1Tt / 1Tan 3.24 |
And the sons of Elioenai were, Hodaiah>, and Eliashib>, and Pelaiah>, and Akkub>, and Johanan>, and Dalaiah>, and Anani>, seven. |
Ary ny zanakalahin' i Elioenay dia Hodaia sy Eliasiba sy Pelaia sy Akoba sy Johanana sy Delaia ary Anany; fito izy. |
Zanakalahin' i Elioenaia: Odoià, Eliasoba, Feleià, Akoba, Johanàna, Dalaià, ary Ananì: fito izy. |
Fils d'Élyonéaï> : Hodaïvahu>, Élyashib>, Pelaya>, Aqqub>, Yohanân>, Delaya>, Anani> : sept. |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 4.36 |
And Elioenai, and Jaakobah>, and Jeshohaiah>, and Asaiah>, and Adiel>, and Jesimiel>, and Benaiah>, |
ary Elioenay sy Jakoba sy Jesohaia sy Asaia sy Adiela sy Jesimiela sy Benaia |
Elioenaì, Jakoba, Isohaià, Asaià, Adiela, Ismiela, Banaia, |
Élyoénaï, Yaaqoba>, Yeshohaya>, Asaya>, Adiel>, Yesimiel>, Benaya>, |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 7.8 |
And the sons of Becher>; Zemira>, and Joash>, and Eliezer>, and Elioenai, and Omri>, and Jerimoth>, and Abiah>, and Anathoth>, and Alameth>. All these are the sons of Becher>. |
Ary ny zanakalahin' i Bakera dia Zemira sy Joasy sy Eliezera sy Elioenay sy Omry sy Jerimota sy Abia sy Anatota ary Alameta. Ireo rehetra ireo no zanakalahin' i Bakera. |
Zanakalahin' i Bekora: Zamirà, Joasa, Eliezera, Elionaia, Amria, Jerimota, Abià, Anatota, ary Almata. Zanakalahin' i Bekora avokoa izy rehetra ireo, |
Fils de Béker> : Zemira>, Yoash>, Éliézer>, Élyoénaï>, Omri>, Yerémot>, Abiyya>, Anatot>, Alémèt>, tous ceux-là étaient les fils de Béker>; |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 26.3 |
Elam> the fifth, Jehohanan> the sixth, Elioenai the seventh. |
sy Elama, fahadimy, sy Johanana, fahenina, sy Elihoenay, faralahy. |
Elama fahadimy; Johanàna fahenina; Elioenaì fahafito. |
Élam> le cinquième, Yehohanân> le sixième, Élyhoénaï> le septième. |
|
|
Book of Ezra |
Ezra |
Esdrasa |
Livre d'Esdras |
... | ... | ... | ... | ... |
Ezr / Esd 8.4 |
Of the sons of Pahathmoab>; Elihoenai> the son of Zerahiah>, and with him two hundred males. |
Elihoenay, zanak' i Zerahia, avy tamin' ny taranak' i Pahata-moaba, mbamin' ny namany roan-jato lahy; |
Tamin' ny taranak' i Falata-Moaba, Elioenaì, zanak' i Zarehiasa mbamin' ireo roan-jato lahy izay niaraka taminy; |
des fils de Pahat-Moab> : Elyehoénaï>, fils de Zerahya>, et avec lui 200 mâles; |
... | ... | ... | ... | ... |
Ezr / Esd 10.22 |
And of the sons of Pashur>; Elioenai, Maaseiah>, Ishmael>, Nethaneel>, Jozabad>, and Elasah>. |
ary ny avy tamin' ny taranak' i Pasora dia Elioenay sy Mahaseia sy Isimaela sy Netanela sy Jozabada ary Elasa. |
Tamin' ny taranak' i Fasora: Elioenaì, Maasiasa, Ismaela, Nataneale, Jozabeda ary Elasà. |
parmi les fils de Pashehur> : Elyoénaï, Maaséya>, Yishmaèl>, Netanéel>, Yozabad> et Eléasa>. |
... | ... | ... | ... | ... |
Ezr / Esd 10.27 |
And of the sons of Zattu>; Elioenai, Eliashib>, Mattaniah>, and Jeremoth>, and Zabad>, and Aziza>. |
ary ny avy tamin' ny taranak' i Zato dia Elioenay sy Eliasiba sy Matania sy Jeremota sy Zabada ary Aziza; |
tamin' ny taranak' i Zetoà: Elioenai, Eliasiba, Mataniasa, Jerimota, Zabada, ary Azizà; |
des fils de Zattu> : Elyoénaï, Elyashib>, Mattanya>, Yerémot>, Zabad> et Aziza>; |
|
|
Book of Nehemiah |
Nehemia |
Nehemia |
Livre de Néhémie |
... | ... | ... | ... | ... |
Neh / Ne 12.41 |
And the priests; Eliakim>, Maaseiah>, Miniamin>, Michaiah>, Elioenai, Zechariah>, and Hananiah>, with trumpets; |
ary ny mpisorona, dia Eliakima, Mahaseia, Miniamina, Mikaia, Elioenay, Zakaria ary Hanania, nitondra trompetra, |
sy Maasiasa, Semeiasa, Ajì, Johanàna, Melkiasa, Elama, ary Ezera. Dia injay, niredona ny mpihira mbamin' i Jezraiasa mpifehy azy. |
ainsi que les prêtres Elyaqim>, Maaséya>, Minyamîn>, Mika>, Elyoénaï, Zekarya>, Hananya>, munis de trompettes, |