Chapters and verses mentioning Soriela

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 3.35 And the chief of the house of the father of the families of Merari was Zuriel the son of Abihail: these shall pitch on the side of the tabernacle northward. Ary ny lohan' ny fianakaviana amin' ny fokon' i Merary dia Zoriela, zanak' i Abihaila; ireo no hitoby eo amin' ny lafiny avaratra amin' ny tabernakely. Ny filohan' ny foko ihavian' ny fianakavian' i Merary, dia Soriela zanak' i Abihaiela. Eo amin' ny lafiny avaratra amin' ny Fonenana no nitobian' izy ireo. Le prince de la maison des clans Merarites était Çuriel, fils d' Abihayil. Ils campaient sur le côté septentrional de la Demeure.