Chapters and verses mentioning Seirata

  Judges Mpitsara Mpitsara Livre des Juges
...............
Mts / Mpits 3.26 And Ehud escaped while they tarried, and passed beyond the quarries, and escaped unto Seirath. Fa Ehoda efa nandositra, raha mbola nitaredretra izy ireo, ka efa nihoatra ny fihadiam-bato, dia nandositra ho any Seirata. Dieny mbola niatoato teo izy ireo dia efa lasa nitsoaka Aoda, sy tafahoatra ny sampy vato ary nandositra tany Seirata. Pendant qu' ils attendaient, Éhud s'était enfui. Il dépassa les Idoles et se mit en sûreté à Ha-Séïra.