Chapters and verses mentioning Zaboda

  1st Book of Kings 1 Mpanjaka Mpanjaka I 1er Livre des Rois
...............
1Mp 4.5 And Azariah the son of Nathan was over the officers: and Zabud the son of Nathan was principal officer, and the king' s friend: ary Azaria, zanak' i Natana, no lehiben' ny olona voatendry; ary Zaboda, zanak' i Natana, no mpanolotsaina, sakaizan' ny mpanjaka, Azariasa zanak' i Natàna no lehiben' ny mpikarakara ny hanin-kohanina; Zaboda zanak' i Natàna mpisorona no mpanolo-tsaina, manolotra ny mpanjaka; Azaryahu fils de Natân, chef des préfets. Zabud fils de Natân, familier du roi,

  Book of Ezra Ezra Esdrasa Livre d'Esdras
...............
Ezr / Esd 8.14 Of the sons also of Bigvai; Uthai, and Zabbud, and with them seventy males. Otahy sy Zaboda, avy tamin' ny taranak' i Bigvay, mbamin' ny namany fito-polo lahy. tamin' ny taranak' i Begoaì, Otaì sy Zakora, mbamin' ireo fitopolo lahy niaraka taminy. et des fils de Bigvaï : Utaï, fils de Zabud, et avec lui 70 mâles.