|
|
2nd Book of Kings |
2 Mpanjaka |
Mpanjaka II |
2ème Livre des Rois |
... | ... | ... | ... | ... |
2Mp 23.36 |
Jehoiakim> was twenty and five years old when he began to reign; and he reigned eleven years in Jerusalem>. And his mother' s name was Zebudah, the daughter of Pedaiah> of Rumah>. |
Dimy amby roa-polo taona Joiakima, fony izy vao nanjaka, ary nanjaka iraika ambin' ny folo taona tany Jerosalema izy. Ary ny anaran-dreniny dia Zebida, zanakavavin' i Pedaia, avy any Romaha. |
Dimy amby roapolo taona Joakima fony vao nanjaka, ary nanjaka iraika ambin' ny folo taona tao Jerosalema izy. Ny anaran-dreniny dia Zebidà zanak' i Fadaiasa avy any Rimà. |
Joiaqim> avait 25 ans à son avènement et il régna onze ans à Jérusalem>; sa mère s' appelait Zebida, fille de Pedaya>, et était de Ruma>. |