|
|
|
|

Entry (1/2)1  Z    z    
Part of speech  2  noun (symbol)
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tarehintsoratra faharoapolo na farany ary renisoratra fahenina ambin'ny folo amin'ny abidy malagasy, izay miova ho j amin'ny fanakambanan-teny: Toetra zavatra miova ho toe-javatra; ary toy izany koa raha mikambana amin'ny tovona man mba hanaovana matoanteny: Man zaitra = manjaitra.
Marihina fa ny Z sy N dia renisoratra azo ampifanoloina indraindray, tahaka ny hita, ohatra, amin' ny hoe: Zaotra sy Naotra
Explanations in French  4  [1.3] Dernière lettre et seizième consonne de l'alphabet malgache.
Analogs  5  abidy
Compound words 
Tables and plates  7  The Alphabets
Article  8  Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Illustrations 
10 

Entry (2/2)11  Z
Part of speech  12  noun (symbol)
Explanations in Malagasy  13  [1.13] zatokilao
Vocabulary  14  Physics

Entry (3/2)15     

Updated on 2024/12/21