Entry (1/5) | 1 vovo- |
Part of speech | 2 morphological form of vovoka |
Entry (2/5) | 3 vovò |
Part of speech | 4 noun |
Explanations in Malagasy |
5 ny feon' ny alika mitady hanaikitra na mampitahotra: Raha vao mandre vovòn' alika izy dia mandositra [1.1] |
Explanations in English |
6 the barking of a dog [1.7] |
Explanations in French |
7 aboiement [1.8] |
Vocabulary |
8 Zoology: (in general) 9 Sound |
Derivatives |
|
Entry (3/5) | 14 vovo |
Part of speech | 15 noun |
Explanations in Malagasy |
16 fandrika [Tambahoaka]
[1.78] 17 zavatra toy ny kitapo lavalava natao tamin' ny vahy madinika na karazambararata madinika izay norarina ho makarakara mba ho fakana hazandrano [1.1] |
Explanations in English |
18 a fish-trap with an open basket weave [1.7] |
Explanations in French |
19 nasse à poissons tressée de lianes [1.8] |
Examples |
20 Jono, vovo na firombaka no ampiasainy amin' izany. [2.472] |
Vocabulary |
21 Tools |
Derivatives |
|
Analogs | 25 lombo, tandroho |
Compound words |
|
Illustrations |
|
Entry (4/5) | 32 vovo |
Part of speech | 33 noun |
Explanations in Malagasy |
34 loharano kely tsy mandeha [Tambahoaka]
[1.78] 35 fantsakana lalina nohadina fa tsy vita-Nanahary [1.1] 36 lava-drano [1.13] |
Explanations in French |
37 puits [1.13] |
Analogs | 38 fantsaKAna, kiRIjy, lava-DRAno |
Compound words |
|
Entry (5/5) | 41 vovo |
Part of speech | 42 noun |
Explanations in Malagasy |
43 mpitsikilo [Tambahoaka]
[1.78] |
Anagrams | 44 vovo-, vovò, vovo-, vovò |
Updated on 2024/01/01 |