Entry | vono baibona | ||
Elementary words | vono ; baibona | ||
Part of speech | locution | ||
Explanations in Malagasy | Famonoana tsy ho hita ireo tendron' ny vy anakambanana takela-by na hazo; ilazana ny fantsika izay alentika mafy, na pehina tsy ho afa-mitsoaka [1.1] | ||
[ vonobaibona ] Fomba fanambarana takelaka metaly amin'ny fantsi-maty na baibona [1.13] | |||
Explanations in French | [ vonobaibona ] Rivetage [1.13] | ||
Vocabulary | Technology | ||
Compound words |
| ||
Updated on 2023/06/05 |