|
|
|
|

Entry (1/2)1  vombo
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Ny volon' ny biby ao an-katoka izay hita mitsangana rehefa taitra izy na tezitra [1.1]
Explanations in English  4  the mane of a horse, the bristles on a pig's back [1.2]
Explanations in French  5  crinière du cheval, les soies, les poils du cou des animaux [1.3]
Examples  6  Moa manome hery ny soavaly va ianao, na manarona vombo mihofahofa ny vozony? [2.996#]
Vocabulary  7  Zoology: (in general)
Compound words 

Entry (2/2)9  vombo
Part of speech  10  noun
Explanations in Malagasy  11  Ny riran-damosin' ny hazandrano [1.1]
12  taovam-pivoizan'ny trondro [1.13]
Explanations in French  13  nageoire [1.13]
Vocabulary  14  Zoology: (in general)

Updated on 2023/06/06