Entry | 1 vomanga |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Zavamaniry mandady fihinana ny raviny sy ny vodiny 4 Maro karazana ny vomanga dia ny: vomangafaladiangisa, vomangahoda, vomanga masombika, vomangambato, vomangamena, vomangamenaty, vomangaringitra, vomangasidina [1.1] |
Explanations in English |
5 sweet potatoes [1.7] |
Explanations in French |
6 patate [1.8] 7 (de vo : tubercule ; et manga : bien coloré, beau). Nom habituel de la Patate douce : Ipomoea batatas (L.) Lam.(Convolvulaceae). [Merina] [1.196] |
Examples |
8 Gaga ny angady sy ny harona fa tsy nisy vodiny ny vomanga [2.587#] 9 Koa raha manao vomanga matim-panala hianao, dia mba manao tsaramaso matin-drivotra aho [2.69#228] |
Vocabulary |
10 Botany: vegetable |
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Scientific name |
|
Proverbs | 18 Proverbs containing the word vomanga |
Illustrations |
|
Updated on 2023/06/06 |