Entry | 1 verobe |
Elementary words | 2 vero, be |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Ny lehibe indrindra amin' ny vero [1.1] |
Explanations in French |
5 (de vero et be : grand). Hyparrhenia cymbaria (L.) Stapf et Hyparrhenia variabilis Stapf (Poaceae). Bonnes fourragères à l'état jeune. [Merina]
[1.196] |
Examples |
6 Toy izao no toetoetrany, asesy avy any atsimo : Àmbohipotsy dia vato be mikitrana elanelan' ny verobe lava sy ny kiribitrala famitsaban' ny amboadia. [1.437#] |
Vocabulary |
7 Botany |
Scientific name |
|
Anagrams | 9 berevo, verobe |
Updated on 2023/10/26 |