|
|
|
|

Entry1  vavy
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3  Olona na biby manana toe-batana natao hiteraka [1.1]
Explanations in English  4  female
5  a female [1.7]
Explanations in French  6  femelle [1.8]
7  femelle [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Examples  8  Tsy mahita izany aho, fa ny anjaran' ny lahy tsy anajaran' ny vavy [2.472]
9  Ranom-boafotsy iray tasy no novidian' ny vavy ho azy teo an-tsenakely tsy lavitra teo [2.470]
Vocabulary  10  Biology
Derivatives 
11  Active verbs :
12  Passive verbs :
13  Names :
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Ethnonyms 
Toponyms 

Updated on 2023/04/24