Entry vanomainty
Elementary words vano ; mainty
Part of speech noun
Explanations in French Héron noir tacheté de blanc aux ailes. Ardea gularis, Bosc. [1.3]
Scientific name Ardea gulari
Examples Ary izao koa no fomba ny heniheny dia azo angalana laoka hafa indray hihinanana vary, fa eo ny voronandrano, sy ny vanofotsy, sy ny vanomainty, sy ny vorompotsy, sy ny talèvana, sy ny angaka, sy ny arosy na haralahy, sy ny faralámbotra, sy ny fotsielatra, sy ny kitanotano, sy ny tsiriry, sy ny vivy, sy ny otrika. [2.48]
Vocabulary 

Updated on 2023/10/24