Entry valisoa (valy, soa)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fankasitrahana noho ny zavatra iray vita, izay sarotra na manahirana [1.1]
Explanations in French Récompense [1.13]
Examples 
1Aoka dia holazaiko ny valisoa homeko. [2.643]
2Mandray valisoa arakaraka ny zavatra ataony ny mpiasa. [2.445]
3Fanomezam-boninahitra ihany no natao valisoa ho an' ny miaramila. [2.113]

Entry valisoa
Part of speech noun
Explanations in French  [Sakalava] (de valy : réponse, réplique ; et soa : ce qui est bien ou beau). Scaevola plumieri (L.) Vahl (Goodeniaceae). Arbuste du littoral. Voir Guillaumet, Flore de Madagascar, Goodeniaceae (1978) p. 30. [1.196]
Scientific name Scaevola plumieri
Vocabulary 

Entry Valisoa (valy, soa)
Part of speech name (anthroponym) [full list]
Explanations in French On donne ce nom à des jeunes filles [1.196]

Anagrams 

Updated on 2022/11/15