|
|
|
|

Entry (1/3)1  V  ~  v    
Part of speech  2  noun (symbol)
Explanations in Malagasy  3 Tarehintsoratra fahasivy ambin'ny folo ary renisoratra fahadimy ambin'ny folo amin'ny abidy malagasy, izay miova ho b amin'ny fanakambanan-teny: Takolaka varavarana miova ho takola-baravarana; marihina fa ny v manomboka fototeny mikambana amin'ny man mba hanaovana matoanteny dia indraidray miova ho b ka ny "man" lasa "mam" (man + voly = mamboly), indraidray kosa latsaka fotsiny amin'izao (man + velona = mamelona). [1.1]
Explanations in French  4 Dix-neuvième lettre et quinzième consonne de l'alphabet malgache. [1.3]
Analogs  5  abidy
Tables and plates  6  run="abidia" label='abd' />Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy 1.3 writes "manombola" instead of "manomboka"
Article  7  run="teny2/nyfivoarannyabidiamalagasy">Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Illustrations 

Entry (2/3)10  V  ~  v    
Part of speech  11  adjective
Explanations in Malagasy  12 marika romana izay milaza ny isa 5 [3.1]
Vocabulary  13  Mathematics: arithmetic
Tables and plates  14  run="manisa" label="manisa"/>

Entry (3/3)15  V    
Part of speech  16  noun (symbol)
Explanations in Malagasy  17 Singa mivaingana, faha-23 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Explanations in English  18 Vanadium [3.1]
Vocabulary  19  Chemistry
Tables and plates  20  run="mendeleiev" label="tabper"/>

Updated on 2026/02/26